image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

mtenena oe voky e!


Tsy misy fisaorana tompoko,Tsy haiko moa ianao raha mbola hiverina eto na tsia fa mila verifer-na ihany ilay any @ livre-ny mairie satria ny an-janako zao nisy boky tsy nisy ilay écriture en marge, t@ herintaona vao hitako r'efa hanao passeport izy, gaga za fa tsy nisy cériture en marge dia nentiko tanyHay misy boky 2 ao @ firaisna voalohany dia ilay 1 misy écriture en marge fa ilay iray adinondry zareo ny nametaka aza, fa za nanana kopia nampanaoviko efa elaela nisy écriture ne marge fa nisy 1 tsy nisy izay natao tato aorina. Dia samy nentiko tany daholo miaraka t@ le didim-pitsarana taty amiko mba handikan'izy ireo ao @ boky satria hoe ilay boky 1 hono any @ fitsarana


efa nanova anarana tokoa ny tenako - mankany amin'ny tribinaly - za nefa tam zany 20 fa dia vita e! ny ahy nampiako dia hitako hoe nety tamiko