image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 17

Bonjour, nisy fihovàna be ilay moov dia tsy hitako intsony ny resan-tsika taloha, sao misy afaka manoro ahy hoe lasa aiza iny sujet antsika iny @ izao? merci bcp


Miarahaba tompoko, miandry kely azafady indrindra fa mbola mitatitra ireo sujet rehetra izahay ato amin'ny moov.mg. Hitanao tsy ho ela eto avokoa ny sujet rehetra miaraka amin'ny commentaires rehetra. Mankasitraka amin'ny faharetana tompoko


MERCI SEHENO ... AZA ATAO ELA ... :-)


salama daolo

Izaho mihintsy no nanokatra iny sujet iny fa na ny compte ko aza tsy misokatra intsony dia nanokatra vaovao aho , enga anie mba ho tafaverni moov fa efa betsaka ny discussion ntsika tao

Mirary soa


hope902> tena ela mihitsy ilay izy vao tafaverina kanefa misy zavatra mba tiana arahina, misy tiana hojerena sy hifampizara vaovao.


Namana mitovy> felicitations, afaka tantarainao ve ilay parcours? mercii


Salama daolo
Mbola tsy niverina mintsy ve le discussion taloha


BONJOUR DAHOLO !!!
Maniry mafy> ooo tena tadidiko ndri, tena miara malahaleho @ ndri kia , mahereza dia Ny Tompo anie anasitrana andri. aza manary toky an! courage fa tena mafy izany...

namana mitovy> afaka mba mahazo ny contact Dr Hanta ve azafady? MERCI et félicitations ndrii an!!!