image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Tena henjana be marina ve ny lalana mankany Foulpointe amn'izao?Tena tsy todin'ny fiara légčres ve, tena tsy misy fanamboarana ve ?Ary ny lalana mankany Tamatave ?


Matetika mivezivezy @igny lalana igny ny tenako.Azo lazaina ratsy nefa azo afaka voitures legeres somantsara.Efa nitondra clio 3 sy polo 5 vo aingana fa tsy dia maninona fa mila mijaikojaiko fotsiny.Portion na 15 km eo no ratsy.


OK, miandry maina ny tany izany vao afaka mankany,ary manao ahoana indray nefa ny lalana RN2 amin'izao, misy danger be ve sa mba tsy be lavaka ? vita adiny firy eo andro atoandro raha fiara légčres


10pointe>> ny RN2 aloha tena be lavaka a.tena ratsy le surprise be anaty tournant,anaty fidinana.ny tena mozatra itako aloha d entre Sahavalaina sy Fanandrana e.tonga d 60km/h mits ny allure mba tafajanona refa sendra ny ts ampoizina e.afaka manaraka taxi-brousse iany koa fa r zalah reo mis mba tena mitarika tsara rehefa itany sahirana ianao.Zay zao adiny 9 teo miaraka amin'ny pause rehetra sy ny sakafo.bonne route e


Fa maninona lisany no tsy any MOROMBE na BEKILY no mandeha e ? any vao namboarina jojopil ny lalana ?Na farafaharatsiny MAJUNGA fa ny tetezana izao eo Kamoro misy 2 be izao ...


<gratte somary misy lavadavaka eo @parti Ambatolampy iny fa milamina tsara ihany aloha eh! <yeahh


tena marina ve izany sa angano an atovy serieux moa an