Hividy clio 2 p2 année 2004 , inona no ilana tena fitandremana , le izy mandeha tsara daholo.
Hividy clio 2 p2 année 2004 , inona no ilana tena fitandremana , le izy mandeha tsara daholo.
Matetika ny calorstat no tsy mamerina ka mahatonga ny rano tsy manao ny asany @ ireny Clio 1 na 2 ireny, d mieritreritra ny olona fa ny joint de *******asse foana no voa satria mahita ilay vase d'expansion feno loto.Tonga dia soloy io calorstat io fa ho hitanao fa tsy hanana blém mihintsy ianao.Soloy ko ny bouggies rht.Moteur tsara ireny sady mafy
Clio2>>zao ilay izy ry baina,hazavaiko tsotsotra.Iny rano mangamanga iny dia liquide de refroidissement no filaza azy any @ tany mangatsiaka, izany hoe rano tsy mivaingana izy io rhf milatsaka h@ -25°na otran'izany ny temperature satria raha rano tsotra fotsiny no ampiasainao aty Europe rehefa hiver dia eritrereto ny dęgats ao anaty moteur ao.Dia rhf mafana b ko ny andro d mampangatsiatsiaka ny moteur ko izy.Ka raha any @ tany mafana otran'ny any @tsika d tsy maninona loatra raha rano eny @ poampy aza no ampiasaina.