Tena henjana be marina ve ny lalana mankany Foulpointe amn'izao?Tena tsy todin'ny fiara légčres ve, tena tsy misy fanamboarana ve ?Ary ny lalana mankany Tamatave ?
Tena henjana be marina ve ny lalana mankany Foulpointe amn'izao?Tena tsy todin'ny fiara légčres ve, tena tsy misy fanamboarana ve ?Ary ny lalana mankany Tamatave ?
Matetika mivezivezy @igny lalana igny ny tenako.Azo lazaina ratsy nefa azo afaka voitures legeres somantsara.Efa nitondra clio 3 sy polo 5 vo aingana fa tsy dia maninona fa mila mijaikojaiko fotsiny.Portion na 15 km eo no ratsy.
10pointe>> ny RN2 aloha tena be lavaka a.tena ratsy le surprise be anaty tournant,anaty fidinana.ny tena mozatra itako aloha d entre Sahavalaina sy Fanandrana e.tonga d 60km/h mits ny allure mba tafajanona refa sendra ny ts ampoizina e.afaka manaraka taxi-brousse iany koa fa r zalah reo mis mba tena mitarika tsara rehefa itany sahirana ianao.Zay zao adiny 9 teo miaraka amin'ny pause rehetra sy ny sakafo.bonne route e
<gratte somary misy lavadavaka eo @parti Ambatolampy iny fa milamina tsara ihany aloha eh! <yeahh