image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ahoana ny hevitrao momba ny polo 4 phase 1. tsara ve izy irzny?


za koa zao mba te hahita valiny an'itod up e


Salama,Tena tsara izy, fa io miankina amin'ny motorisation sy ny hampiasana azy aloha eh. Moa ny sellerie sy ny phare ihany no tena mahasamihafa azy amin'ny phase 2.Sady mora taizaina izy raha mbola tsara no azonao. Ankafizo eh.


mila fantatra aloha oe inona ilay motorisation essence sa dieselra essence dia misy ny 1.2-1.4 1.6 GTIra diesel kosa dia TDI 1.4 sy 1.9 ary 1.9 SDIamiko samy tsara daholo fa arakaraka ny "besoin" anao ra juste ville dia ilay moteur kely alaina


Rija > tsy aleo vé golf 2?