image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 180

miarahaba antsika,Iza no efa manana retour experience t@ nampanao fenetre alu t@ ireo toerana anakiroa ireo ?iza no tsara asa @ izy 2 ireo, mahay pose tsara?Misaotra


$ongomby>>>> rare ny malagasy manao asa sérieux zoky a. Normal raha hitsoahan'ny kil. Ohatry ny mitady volamena na safira ve rangahy no mitady malagasy mba manao asa tsara, mafy, mateza, ... lany ny vocabulaire momba ireo qualificatif ireo


Marina fa betsaka hisafidianana ny alu sy ny pvc ary sarotra ny mampanamboatra varavarana hazo na vy. Kanefa kosa rehefa voara-maso tsara ny zavatra ataon´ny mpanamboatra azy dia tena mahatalanjona ny résultat.Ny ahy izao nataoko vy daholo ny tolŕna, varavaram-be, varavaran-kely fa dia tena afa-po tanteraka aho. Raha tsy manantona mijery akaiky mihintsy ny olona tsy misy mahalala hoe vita @ vy ilay izy fa mihevitra daholo ry zareo hoe hazo ilay matičres nanaovana azy. Ny hitako olana @ mpanao asa tanana dia ela ilay asa vao vita satria tsy misy machine ngeza be dia alaim-panahy foana ilay olona haka avances mandra-pahavitanílay asa satria io no famelomany ny vady aman-janany, dia rehefa lany ilay vola dia lasa kamo izy satria tsy misy vola entina mody nefa ny tena miasa foana.Moa ny olona koa misy ny miady varotra be loatra, ny mpanao asa tanana indray may fa hoe zara aza mba misy manome asa dia ekena izay karama eo. Fa ny mandreraka ahy @ ireo vita sinoa ireo indray dia misy mitongilangilana izany ny fomba fametrahany azy dia nefa izy tsy hitanao ho tazonina ela be eo hanitsy an´iny fa lazainy fotsiny hoe normal io....


Hihihi... Ridi*******e be koa ilay $ongomby io! Misaotra mandany andro manoratra ho anay eto e! Hihi


Tena expérience vécue ny ahy fa t@ asako taloha dia ireny volets rolants sinoa ireny no natao t@ ilay baies vitrées. Izay rehetra napetrany ka nohidiana dia tsy misy na iray aza ŕ niveau ilay volet, kanefa efa novérifier-ko tsara ny axe nametrahany azy fa tena mahitsy tsara fa dia tena tsy haiko mihintsy izay antony nampitongilana azy. Namboamboarin-dry zareo teo ihany fa ny teo ihany no teo. Dia hoy ry zareo nony farany hoe normal io fa hoatr´izao foana ireny sady tsy nety nijanona intsony ry zareo. Leo be aho ny farany dia najanako t@ izao.


Aiza kay no misy manao varavarana vy tsara nefa tsy d lafo sy manaja fotoana eto Tanŕ?D varavarana hazo (pin, na hazoala) tsara ku?Misaotra mialoha


Bjr daholoNy ahy zao nanao baie vitrée sy porte za dia nataoko vy daholo, tao atrano ihany no natao soudure, havana akaiky no nanao azy fa za no nanara maso akaiky. Avy eo nangalako le mpandoko fiara reny nanao mastic sy nadoko azy tam compresseur.Ny support na fitaratra indray alu no novidiko, paraclose ny anarany eny ampivarotra eny, misy le malaza amin resaka alu, misy eny anosibe, itaosy, 67ha. Eo amin'ny 30 00Ar ŕ 60 000 Ar eo ny 6mFa rehefa jerena mitovy amin'ny alu ihany an. Rehefa dinihana akaiky fotsiny vao fatatra oe tsy alu satria oatra hoe ny tolana fer corner.Fa raha ny devis alo de teo amin'ny 1/3 ny devis raha alu 100% no ampiasaina. Ny fahamafisany dia mafy kokoa


Interessant.Fa mivoaka tsara ihany ve aloha estethiquement parlant?