Miarahaba antsika rehetra, betsaka ny mieritreritra fa arakaraka ny habetsahan'ny firaisana ataon'ny olon-droa mifankatia no andrefesan'izy ireo ny fatran'ny fitiavany ka rehefa tena mahalana ny fotoana iraisana dia tonga ao an-tsaina avy hatrany ny hoe nihena ilay fitiavana. Aminao mamaky io mitombina ve izany ? ahoana ny hevitrao?