Miarahaba antsika rehetra.
Ny zavatra tsapako hatreto ankoatran'ny hoe fitadiavana ny fahafinaretan'ny nofo dia fanafody mandaitra manala stress sy alahelo koa ny fanaovana firaisana.Ny ahy madama rehefa somary mangingina sy kizitina izay dia ataoko izay hahatonga anay hatrany anaty RS.Fa rehefa avy eo kosa ! Variana mihitsy aho mahita azy maresadresaka,hita mihitsy hoe faly sy velon-kira.
Mino aho fa mbola maro ny soa entin'ny fanaovana firaisana ka mba samia milaza izay fahitany azy.