proPouvoir << misotra nanazava mazava tam fo tsy miangatra ny toe-draharaha !!!!!
zah dia tsy manafina fa mpividy ireny faux marques (solomaso, montre,...) feno eny am arabe ireny !!!- tsy mandry anefa ny saiko fa :>> tsy maintsy esoriko ilay marque ho fanajŕna ny tena tompon'ny marque (nike, ray dan, ...)
Njoun sy Avobe io an !!!!
aza gaga intsony isika manomboka izao raha misy mitoraka tampoka ny parebrise eny am RN !!!!!!!!!- firifiry ny akoho na kisoa voahitsakin'ny fiara tsy mataho-tody ????>> ny vali-faty no fanafody, hoy ny tompom-biby eh !!!!!!
eny, tompoko, matoa izay ny olona iray nantsoinY dia :- olona efa nodiovinY zay !!!!>> zay mbola ela velona kosa dia olona mbola maloto izy zay !!!!
milay kosa nama lé clip a !!!!!!
amzay ho hita eo zay ataony :- na hanohy ny ezaka tsara efa natombony- na hameno posy toy ireo filoha teo aloha- ...>> satria tsy afaka hilatsaka fanintelony intsony araky ny LP !!!!PS : ho deraina raha manao soa fa ho faizina mafy kosa raha manao ny ratsy !!!!
ny expert comptable, tompoko, dia tsy mpanao compte boritra toy ny sasany fa :- asehony antsipirihiny ny vola N1 = nivoaka sy ny vola N2 = niditra !!!>> mazava hoazy fa ny reste R = (N2 - N1) dia tsy hipika miintsy !!!!!PS : zanaka pastera voataiza tam fahamarinana ny filoha rajao, tompoko !!!
marina tsy hiadian-kevitra ny an'i Mr Gangstabab !!!- inn tokoa ny setrasetra tsy nahazo ny Jean ????>> ny sasany aza ngamba efa nangetorany in-100 !!!!!!
ho tonga indray ity ny saint valentay dia handany ny volako indray an !!!!