Iza aby zany mitady taiimbo ato zany e ??
rhf mitady ho tonga iny ny an'lah dia asaivo kitikitihan'lé sipa aingana ny lava-bouuudin'lah !!!
sodé teraka tsy tonga volana kosa ilay zaza dia heverin'isé fa tsy an'isé ?
ylangylangműr - inn no tokony ataon'ny mpivady rhf sendra ny olana ????>> vie privée tokoa ny tokantrano fa ny fahalalana ny vahaolana mahaomby noraisin'ny sasany v tsy mety ?PS : eto am forum moov hahafahana mandefa hevitra anonymement isika sao adinon'ny sasany ô !!!
rhf manakaiky anao izy dia andramo angetorana ka :- raha tsy taitra tsy miteny na kely aza dia :>> tara ary tena potika aminao izy zay !!!!
ny tena fomba mahaomby indrindra dia :- mampiseho tareh mampalahelo no aseho kou fa dangitra i pôpoly !!!>> raha tia an'lah izy dia himeme dia efa kopy elah zay !!!!!!
ary mandainga fa misy ny fantsika tole ry Nasoa a !!!!- asaina calle hazo kely amban'ny tôle zay vo fantsihina !!!>> tsy voatery asaina isolation entre tôle sy faux plafond !!!!PS : goudron no fampesain'ny olona hanatsetsemana ny sisiny mba tsy hidiran'ny orana !!
amiko azo atao anaty 2mois ireo raha :- ampy tsara ny mpiasa (maconnerie, plombiers, ...)- tonga am ara-potona tsara ny appro mtx !!!- ...>> aza misalasala manakarama ingenieur iray pd 2mois hi-supervisé ny travaux !!!!!!!!
misambora volavo lahy be anankiray :- sesefo sakay ny vouudiny dia zairo kely !- avy eo alefa hiditra am lavambolavo !!!- ...>> ho raikitra ao ny rombo ary tapitra hitsaoka daholo ny volavo vavy !!!!!
handray fitenenana kely ny tenanay !!!- rhf eken'ny fanjakana ny fanatotofana tanimbary dia lasa constructible zay ilay tany !!!- tsy vitan'ny rempblayena fotsiny anefa fa mila compactena ho mafy tsara (misy norme io)- mampalahelo fa eto Mkara dia tsy manaraka norme loatra nefa nahazo autorisation de construction- ...- rhf tsy azo antoka ny hamafin'ny tany dia :- na manisy pieux maromaro araky ny tenin'ny namana etsy ambony- na atao semelle filante !!!- ...>> mety hisy ihany ny tassement fa raha uniformement reparties ny charges dia OK !!!