tssssss !!!!!!!
eny, tompoko, izay no zava-misy ka hoy aho oe :- """""mifamonoa""""" lony mba (antoko) iray sisa tavela !!!>> amzay, hanao ny mety ngamba satria """"tsy manam-pahavalo intsony""""" !!!!PS : tsy vitan'ny nampiadana ireo gaigy teto am firenena ny vola nangalarina fa nanapotehiny ihany kou
singaniko manokana amzany ny """ tarika MAHALEO """!!!!- tsy aleo v hovaina ny feeling mba hitaizana ny vahaoaka am tsaratsara kokou ???>> fa tsy rotsirotsina am hira tranainy mamoehitra lava zao mba ho donto fona ny ati-doha !!!!PS : sady misotro toaka fona ny tanora no mihira ny hiran' ny mahaleo !!
mba tsy adalam-bola intsony fa :- hanokan-tena tanteraka am ""asa masina""" = (asa tsy misy takalo) dia :>> ny fanavotana ireo be fahotana eto antany !!!!!!PS : ny dahalo dia tena tia vadiaman-janaka sao adinon-tsika !!!!!
amzay dia voatazona fona ny mahamalagasy !!!
misy bandy, na efa 10 taona aza, dia mbola les męmes chaussures fona !!!- rhf rovitra na tsy afaka intsony v ny froum vo arina ????>> sa kamo hamolaka kiraro vaovao ??????????
be ihany ny torohevitra mahasoa narosoko teto fa :- indrisy fa tsy voampita am olon-kafa ilay hevitra avy eo !!!>> satria misy olona natokana hihaino fotsiny fa tsy mahay manaparitaka !!!!PS : misy commnune 1400 eo eto Madagasikara zao !!!
gaga mihintsy ny vahiny mitazana ny gasy mandihy tsiakijanona rhf misy lanonana !!!- tsy lahy tsy vavy, tsy antitra tsy tanora,.. fa mihetsika otrany tsy mety maharary ny oza-pe !!!>> eeeeh, raha hery tahaka izany mo no nampiasaina nambolena,.... efa firy ha no voavoly ????
tsy homeko tsiny ny vahoaka malagasy raha nanohana azireo hiakatra teo am fitondrana satria :- nampanantena zavatra nampilendalenda tokoa izireo !!!>> kay """lainga madifotra"""" no nafafiny ka .... vomay nivarina ny firenena !!!!!!!!
sa tsy mitovy ny ahy ?????