raha ilaiio ngamba no tafaverina eo am fitondrana dia :- angamba ho gaboraraka tanteraka ny kitapom-bolam-panjakana !!!!>> mba mitongavŕ saina re ry malagasy ô !!!!!!
ny tenako dia tsy miambo fa efa ao !!!!!- olona iray mpanompon'Atra be no nilaza ahy an'io ka :>> satria finoana izity dia hinoiko tokoa !!!!!
misy tena tsy laitra mihintsy ny sasany mpitarika fivavahana ireto an !!!!!!!
zany lony tsy mivaky loha amzany fa :- ny fantatro dia ny manao izay tsara fona eto antany diaeny mbola velona !!!>> inn ny olana raha tsisy tokoa zao ny paradisa ?????
ny problema, tompoko, dia misy foana fa ny zava-dehibe dia :- ny """"fandresena"""" azy !!!!!>> moa va tsy resin-tsika ny PESTA nampihorohoro tam 'ty 2017 ity ????
satria olon-kendry tia mikarakara vadiamanjanaka !!!!
mba lazao ny marina hanovana famindra dieny mbola velona e !!!!!!
vidina 100 ariary ny tahon-katsaka iray avy am tantsah avy eo :- hanaovan'ny sasany pop corn ohtrany oe bobakabe dia :>> hamidy am tantsah 1000 Ariary !!!! ntsssss !!!!
sahala am lé mpamafa trano tsy ahitan-doto ireny nefa ny kifafa eny antanana dia :- fafafafana ihany na ny madio aza fa :>> leo ny mipetra-potsiny !!!!! lol
tsssss !!!! cochon'lah va !!!!!