nefa efa taona maro zay no nivadianay !!!!!!!!!
fanontaniana ilaiko valiny io, tompoko !!!!
efa mba miezaka ihany ry lerony na am koup-bolo na am kata-fripy na am morsa na am ... fa :- rhf hanontaniany ny sipa oe """aiza ny vola""" dia :>> lasa toy ny moana !!!!PS : aza gaga isika raha mirongatra izaitsiizy ny lhl lasa mpisam am zao fotona !!!!
tena mifankatia ireo ankizy ireo fa rar no mametra ny fitiavany eh !!!!!
hihihihi !!!- sodé ianao kosa no maimbo vava ????>> dia nanahona ? hohohooohoh
tena tsy azoko ry reto a !!!!
sa isaky ny ploumploum dia tsetsin'ny fahasambarana dia adino ny ambonin'ny tany ??
zay saka tratrako lony dia mihinana eh !!!
eny ary, samia mandray ny penina dia lazao avy ny hevin-tsika !!!!
misy afaka manazava misimisy kokou v eto ?????