milay kosa nama lé clip a !!!!!!
milay kosa nama lé clip a !!!!!!
Aiza moa no tsy ho ahantra fadiranovana ny gasy, telo ihany zao ny zavatra hitako fa mba tena hilofosan ny malagasy , miogaoga @ baiboly na mibizna fivavahana mihitsy, mangalatra (volampanjakana io na asan jiolahy fotsiny izao) ary ny farany dia miteniteny foana na mampandihy vvvoudy, za aloha maka nareo ry gasy an
Mankasitraka an i ganstababa, sy ireo mpomba azy rehetra, mampianatra sady mamporisika ny ankizivavy 10 taona hanosika tsara, tena manoro ny lalana tokony halehan ny ankizy tokoa ianareo, ary mikatsaka mafy ny ahasoa ny ankizy vavy, izao iazany no nahatonga anareo namorona antoko politika mihitsy, mety ka, ary tena manao hafatra fitaizana tokoa ity olona iray ity, za tsy hiteny mihitsy hoe artiste satria ny zavakanto ny ny faikamboto samihafa, fa mety ho lany filohan ny fanjakan ny mpanosika ihany any aoriana any izy ity , dia mba aza hadino ny manova kely ny devis tsika , TOSIKA VVOUD sY TANINDRAZANA , mbola azo ajanona ao ilay FITIAVANA nataon ilay mpanjakan ny alina ak******* iny , mifameno ihany, ho tafita ihany isika lahy, tojo tanora mahavita azy sady mendrika aok' izany ery kosa