gaga mihintsy ny vahiny mitazana ny gasy mandihy tsiakijanona rhf misy lanonana !!!- tsy lahy tsy vavy, tsy antitra tsy tanora,.. fa mihetsika otrany tsy mety maharary ny oza-pe !!!>> eeeeh, raha hery tahaka izany mo no nampiasaina nambolena,.... efa firy ha no voavoly ????
tsy homeko tsiny ny vahoaka malagasy raha nanohana azireo hiakatra teo am fitondrana satria :- nampanantena zavatra nampilendalenda tokoa izireo !!!>> kay """lainga madifotra"""" no nafafiny ka .... vomay nivarina ny firenena !!!!!!!!
sa tsy mitovy ny ahy ?????
tamzany fotoana izany dia efa ""vato sy vy"" no materiaux sy materiels nampiasainy !!!- tsy vitan'ny vatobe am taonina fa anarivony no vita sy nobataina nanamboarana ny pyramida !!!>> isika gasy kosa amzao + 2017 izao, mba nahavita fanjaitra v ????PS : 3000 avant JC + 2000 = 5000 ans !!!!
ny tena olan' ny mpivarotra dia :- tsy ny fandafosana ny entana akory fa :>> ny fiembenana ny entana mba tsisy hangalatra !!!!!
eny tompoko, na tezitra ianao na tsia dia izay no marina tsy azo lavina !!!!- be ny fomba taloha tsy mendrika hoy ny kristiana nefa :>> misy zava-doza be lavitra noho ny fisotron-toaka v eto antany ?????PS : Jesosy aza moa misotro araky ny bible !!!!
rhf nataoko ny fandinihina dia izao no hitako :1960 - 1970 : samy miasa ny malagasy1970 - 1980 : samy mitsikaraka 1980 - 1990 : samy mifangataka1990 - 2000 : samy mifangalatra2000 - 2010 : samy mifamono>> 2010 -> .... : inn no mitranga hoy nareo ????????????
mba maty aloha ialah !!!!!!!!!
ohatra iray :- raha maloto misy tsokoko ny vatanao (tareh,...) dia tsy hita akory !!!>> ireo fotsifotsy anefa tonga dia mivandravandra be !!!!!
tena otran'ny tsy mampino satria :- nomen'Atra tany manankarena (tany be fambolena, ranomasina be trondro, feno harena amban'ny tany) !!!- notazanin-tsika fotsiny anefa ireo noho ny akamoan-tsika ka ny hafa (vahiny) no nitrandraka azy- dia mitomany mampalahelo isika satria toa lasa mahantra velona !!!- dia lasa mitaraina sy mangataka mivavaka fa """mahantra""" !!!- dia rhf tsy mahazo dia mitsiry ny sain-dratsy :>> hangalatra, handromba,..., hamono ireo niezaka !!!!PS : aiza ilay fikasana hoany am paradisa raha izany am reto tilikambo feno eto dago ireto ???????