efa ny lahy no lohan ny vavy ankehitriny, hita n aiza n aiza io, ny any ambany vohitra any sisa no misy an izany vehivavy miera amin ny vadiny izany aloha vao manapaka hevitra iraymifanohitra tanteraka ny torolalŕna voalaza ao amin ny tenin Andriamanitra ny zavatra rehetra iainantsika rehetra
loza, rey olona, fa nanao vacances tany Mahajanga zahay dia niditra resto feno coxine ireny !!!- rhf dosedose zah dia tsy haiko fa niera taminy oe ""mba hipeka vetivety iry coxinelle iry "" !!!>> AVERENO OE NY VAVA-TENA aaaaaaaaaaHHHHHHHHHH !!! (hoy rafotsy)PS : tena tsy matiny lolo miintsy hatramzao iny teny tsinahy navoako iny !!!
zany dia ataoko mba ho tombontsoa avo ny firenena Madagasikara !!!!!
tssssss !!!!!!!
eny, tompoko, izay no zava-misy ka hoy aho oe :- """""mifamonoa""""" lony mba (antoko) iray sisa tavela !!!>> amzay, hanao ny mety ngamba satria """"tsy manam-pahavalo intsony""""" !!!!PS : tsy vitan'ny nampiadana ireo gaigy teto am firenena ny vola nangalarina fa nanapotehiny ihany kou
singaniko manokana amzany ny """ tarika MAHALEO """!!!!- tsy aleo v hovaina ny feeling mba hitaizana ny vahaoaka am tsaratsara kokou ???>> fa tsy rotsirotsina am hira tranainy mamoehitra lava zao mba ho donto fona ny ati-doha !!!!PS : sady misotro toaka fona ny tanora no mihira ny hiran' ny mahaleo !!
mba tsy adalam-bola intsony fa :- hanokan-tena tanteraka am ""asa masina""" = (asa tsy misy takalo) dia :>> ny fanavotana ireo be fahotana eto antany !!!!!!PS : ny dahalo dia tena tia vadiaman-janaka sao adinon-tsika !!!!!
amzay dia voatazona fona ny mahamalagasy !!!
misy bandy, na efa 10 taona aza, dia mbola les męmes chaussures fona !!!- rhf rovitra na tsy afaka intsony v ny froum vo arina ????>> sa kamo hamolaka kiraro vaovao ??????????
be ihany ny torohevitra mahasoa narosoko teto fa :- indrisy fa tsy voampita am olon-kafa ilay hevitra avy eo !!!>> satria misy olona natokana hihaino fotsiny fa tsy mahay manaparitaka !!!!PS : misy commnune 1400 eo eto Madagasikara zao !!!