ireto misy tranga-javatra vitsivitsy :- lé ompaina v ?- lé ampirafesina v ?- lé angetorana v ?- lé fetahana v ?- lé zara omena vola v ?- ...>> inn no azonareo leferina ary inn kosa no tsy azo leferina mihintsy ?????
tsy haiko nareo raha mitovy amiko :- aleoko lavitra rillettes !!!!!!>> tsy resaka kahihitra akory eto fa resaka gout an !!!!!
sa hisy hiteny ny contraire indray eto ????
mba vakio ihany ny lalam-panorenana fa :
>> sa tsy ampy azy raha tsy telo toy ilay chiffre 3 ???????????????
nitady io gazety ary AHITA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!