ny expert comptable, tompoko, dia tsy mpanao compte boritra toy ny sasany fa :- asehony antsipirihiny ny vola N1 = nivoaka sy ny vola N2 = niditra !!!>> mazava hoazy fa ny reste R = (N2 - N1) dia tsy hipika miintsy !!!!!PS : zanaka pastera voataiza tam fahamarinana ny filoha rajao, tompoko !!!
marina tsy hiadian-kevitra ny an'i Mr Gangstabab !!!- inn tokoa ny setrasetra tsy nahazo ny Jean ????>> ny sasany aza ngamba efa nangetorany in-100 !!!!!!
ho tonga indray ity ny saint valentay dia handany ny volako indray an !!!!
satria ny volako (karamako) ihany no hividianany zavatra ho ahy !!!!!!!
iza aby no efa nahavita st-valentin io maraina io ?????
tsy votery kdo BE ny fanambarana fitiavana miredareda an !!!- iza ny vhv no tsy faly mahita ny vadiny na ny sipa misatroka ny klôtiny eo ampi-rs ???>> mba lazalazao eto ny zavatra tena tian'ilay olona miaraka aminao ô !!!!!
misy fahamarinana v izay ???????????????
fa ny sakafon'lisany, rhf apetrapetrak'lisany, dia petahiko !!!!
sa avela hoanin'ny sasany gratos ny entana ?????
ôleretsy! ôleretsy !!!!!- fofona maimbo tsisy toy izany, saika nidegoba zah !!!!>> anareo zay mahalala anay mivady, aoka tsy hitantara azy zay lazaiko eto fa tena LOZA !!!