$ongomby - ny an'lah eto maimaipoana ny hevitra lafovidy fa :>> ny azy na tokony ho maimaipoana aza dia kendainy handoa vola aminy fotsiny elah !!!!PS : ny 90% ny olona mahavita trano eto dago zao dia olon-dratsy daholo !!!!
sao vola nangalarina lony no hanangananareo trano ????
iza nefa ny bevola afaka hanofa izany Ar 500.000/mois zany ?- ny vahiny v ?- gasy bekarama v ?- ...>> ny vahiny dia handalo ihany ary ny gasy bekarama tsy maintsy hanamboatra trano ho azy !!!raha ny hevitro sady mahasoa dia :- ny fananganana centre pour les beantitra !!!!- 4 na 5 chambres independantes (wc, douche) - cuisine equipée tsara ary salle de sejour iray malalaka tsara !!!- ...- be ny gasin'andafy no mitady an'io hipetrahan'ny rar efa trodraka !- tena hifandrombahana ny toerana raha eo am 500.000 Ar/ personne- ao anatiny ao kosa ny sakafo fa tsy ny fitsaboana akory !!!- pensionnaire mini 5 ŕ 7 no tafiditra ao raha misy mpivady am chambre iray- tsy maintsy manana mpitaiza antitra dispo 24/24 kosa (eff 4 na 6) !!!- ...>> mety hitovy am laninao hanaovana villa be iray ihany anefa !!!!!
harisou - ho hitanao fa tsy ianao intsony no hiantso azy rhf mila service fa :>> izy no ho tonga matetitetika miaraka am trousseau de clés hanontany raha misy zavatra ho atao !!!
meo foufoune kely en secret vetvet ao izy fa tsy handŕ izany !!!! Chuuttt
zao kou no tsara ho fantatra :- raha miverina tampoka sy mifona izy dia :>> tsisy divorce azo atao zany !!!!!!!!
zahay manana espace fa pour 65 personnes ihany !!!!
efa hita be v lé kibo ?
fa inn no azo lalaovina am vhv e ??????
olona matavitavy daoly sa antonitony ?