dia rhf tonga aty dia afaka miklandy raha tsy te hiverina intsony !!!!!!
raha ny loto (thaaai, fako,...) feno eraky ny tanŕna ireny dia mampanontany tena oe :- nahoana no tsisy maty izy mianakavy (zaza, antitra,...) ???>> ny vahiny anefa vo tonga indray andro any dia aretina no azo !!!!
rhf tsy tianareo ny tenanay dio io misy vaovao eh !!!!!
raha ilaiio ngamba no tafaverina eo am fitondrana dia :- angamba ho gaboraraka tanteraka ny kitapom-bolam-panjakana !!!!>> mba mitongavŕ saina re ry malagasy ô !!!!!!
ny tenako dia tsy miambo fa efa ao !!!!!- olona iray mpanompon'Atra be no nilaza ahy an'io ka :>> satria finoana izity dia hinoiko tokoa !!!!!
misy tena tsy laitra mihintsy ny sasany mpitarika fivavahana ireto an !!!!!!!
zany lony tsy mivaky loha amzany fa :- ny fantatro dia ny manao izay tsara fona eto antany diaeny mbola velona !!!>> inn ny olana raha tsisy tokoa zao ny paradisa ?????
ny problema, tompoko, dia misy foana fa ny zava-dehibe dia :- ny """"fandresena"""" azy !!!!!>> moa va tsy resin-tsika ny PESTA nampihorohoro tam 'ty 2017 ity ????
satria olon-kendry tia mikarakara vadiamanjanaka !!!!
mba lazao ny marina hanovana famindra dieny mbola velona e !!!!!!