fa firy personne nareo ?
zah kosa tsy hiasa amzany 300.000 fmg/mois zany e !!!!- inn no vitan'ny 10.ooo fmg / j raha manambady amanjanaka ???>> amzay miafy manao kilasy mandray zara mahita ny fianakaviana 1fois/mois !!!
zah dia efa nampiasa machine ŕ laver teo am 4 na 5 teo !!!!- tam voalohany, tany am année 2000 tan,y dia ny programmation electronique no simba- taty aoriana dia ilay bras axe no tapaka fa ny moteur tsy simba- ankehitriny dia 15mn dia efa mahavita sasa-lamba tena ekonomique (lamba tsy maloto be)- ...>> ny consei-ko aza dia mandefa essorage mahery be > 1200 t fa io no manimba machine zao !!!!PS : aza manova programmation fona fa izay iray mety aminao ihany mba hahateza ny machine !!!
vilebrequin efa usé !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
demarreur ŕ 100% no anton'izany leroa !!!!- tandremo so voafitaka ka manala demarreur dia manandrana manodina azy ŕ vide dia oe tsisy pb !!!>> soloy na hampanamboaro eny am mpanao azy io dia basy !!!!PS : mety ho kofona kou ny batterie nefa mbola miasa tsara rhf voasolo io demarreur masoso-@#$%& io !!!
Jesosy kristy, tompoko, dia tsy nahalala tam voalohany fa hisy hamadika azy ny mpianany 12 !!!!- taty aoriana dia fantany fa hamadika azy i jodasy ary navelany nanao ny ataony !!!>> tsy maintsy hiafarana am ratsy ireo mpamadika ny filoha Hery !!!!PS : Jodasy dia namono tena noho ny nahita fa nitsangana tam maty ampandresana Jesosy !!!
Mpiserana - raha 1 no soa nataon'ny fitondrana teo aloha dia ny 9 ambiny ratsy (halatra, ...) avokoa !!!>> porofo tsara no nataon'i Hery : misy jiodasy misakana ny fandrosoana ato am fitondrana, hoy izy !
Mpiserana - ny fanirina dia ny tsy hiverenan'ireo intsony satria efa tanana zatra nitsotra !!!>> tsy ny fanomezana courage ny filoha Hery hanao ny soa rht azo atao ve no mahamaika izao ?
ny impots tsy voloa no aloha zay vo ny fananana voaroba !!!!- arakaraky ny impots aloa anefa no hanombanana ny fananana lazaina fa voaroba an !!!>> miandry izahay ato am fisc e !!!!!!!
Mpiserana - hahitany na tan-dalàna eto Madagasikara na tsia ?????>> dia aza manao masobe tsy mahita fa mba valio ny mgsn'i Atoa ""Aoaka re!""