Salama ny vian ny chaînage ve tsy maintsy afatotra amin ny vy an ny poteau ilay amin ny zorondrindrina zany hoe aforitra ny lohany sa ataingina fotsiny misaotra