image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 180

Tsy mampiasa entana sinoa mihitsy zany nareo ionisé sy $ongomby? Izahay mantsy mampiasa rehefa hitanao fa mety aminay sy manaraka ny norme CE


Ireny entana vita sinoa ireny dia misy karazana natokana ho any Tsena any Amerika, Eropa, Afrika ka mifanaraka @ izay koa ny kalitao any, tsy hoe ratsy daholo akory izay entana vita sinoa rehetra fa misy ny tena tsara ary manaraka ny fenitra ka izay no tombina makany ampotina satria dia afaka mampitaha izany kalitao izany ianao


@WinTV : raha mbola afaka misafidy aloha dia aleoko tsy mampiasa e. Ny anay izao ny jiro nampiasaina taloha jiro sinoa (ekonomika) fa isaky ny telo volana raha ela dia manolo, fa izao novaina philips tany amin'ny sidef angamba izy izay fa efa ho roa taona


Misaotra betsaka @ toro-hevitra rehetra.Mi-confirmer ny zavatra efa reko tetsy sy teroa tokoa ny lazainareo 3 gasybabakoto, wintv ary ionisé. Hoe manana choix refa any, fa mba accessible kokoa ny vidin'ny entana tsara kalitao manaraka norme rehefa vidiana any am-potony any (50% latsaka ny vidiny tonga eto). Toa any daholo ihany hono ireo entana rehetra made in US sy CE ireo no amboarina fa anjaranao moividy no misafidy 1er, 2čme sa 3čme choux etc...no vidianao.Mba saika hanontany kely! Rehefa tonga any moa izany dia ahoana no ahalalŕna fa norme inona sy fabrication destination mankaiza ilay entana? Ankoatra ny facteur prix? Misy garantie ohatra an'izy vidianao any Europe ireny ve ilay enrana tsara miala any? Sa dia miankina @ fahaizan'ny tena manombatombana eo fotsiny? Toa fanao be koa manko zao hono ny mametraka etiquette contre-façon.


Raha ny tokony ho izy dia izay guide mitondra anao any no mahalala tsara ny kalitao satria io no efa asany fa zany hoe mila mianatra vocabulaire de base teny sinoa ihany @ resaka matériaux satria matetika dia teny sinoa no hifapiresahan'ny mpivarotra sy ianareo, teny anglisy miteny ihany rizreo fa tsy dia mazava satria samy tsy dia havanana.


efa nandeha ihany nga Tao trano? nanao ahoana ny tany?ionisé< ka ny anao tsinona @ ilay 3č choix dia normale koa. Raha ilay 1er choix tong dia ok be. Ny amerikana sy ny europeana aza mbola any no maka


Salama jiaby,Efa eo ampamitana finition izahay izao, isaorana ny Avo.Ny matériaux rehetra 90% dia avy any Chine daholo: cuisine sy ny kojakojany rehetra, carreaux, robinetterie, loko, enduit, interrupteur, fil, luminaire (lustre), ciment colle, tafo, varavarana (vy), fanaka, matériel isankarazany (groupe, perceuse, meuleuse, niveau laser etc).Efa saika nahafeno conteneur 40 pied. Tsy nanenenana fa raha ireo no novidiana teto an-toerana dia ny antsasaky ny trano no vita.Tonga dia manantona ireo transitaire (cargo) manao groupage efa za-draharaha fa raha ianao irery tsy mahavita an'ireo. Misy vitsivitsy isafidianana: Innova, Magglott, Inspiration, CDC (ireo no fantatro). Ny tarif dia entre USD 250-300 eo.Efa imbetsaka nampandefa entana tamin'ireo aho fa mbola tsy nisy nipika na iray aza.Ny carreaux tsy nisy vaky na iray aza. Ry zalahy nametaka indray no namaky rehefa nafindrafindra toerana teo amin'ny chantier ilay izy.Ny varavarana fitaratra no nisy iray vaky iray tao anatin'ny roapolo).Ny lakile varavarana ihany no foza ka nosoloina daholo ny canon de serrure (nahodina indroa dia tapaka izy rehetra).Azahoana ilay mividy directe any Chine raha tonga dia matevina in-1 mitontona ny budget fa tsy hiverenana tsikelikely (plus de 200 millions de francs).Mila manokana fotoana, minimum 2 semaines hanaovana choix tsara fa tsy mirotoroto.Ny plan trano koa tonga dia efa vita, entina any fa manampy anao ny mpivarotra amin'ny quantité ilainao arakaraky ny plan anao.Any Guangzhou no haiko. Misy toerana iray atao hoe Foshan ŕ 2h de route miala Guangzhou, ahitana ny rehetra. Misy olona tonga dia any no maka hotely fa raha hivezivezy Guangzhou - Foshan lany vola sy fotoana.Tandremo ny stockage rehefa tonga ny entana fa eo no tena betsaka ny very sy simba (humidité, termite, votry, voalavo, ry kamo be tenda).Mazotoa e.


Izaho tsy nakaton'ilay hotel Foshan fa nivezivezy. 600 RMB par jour ny hofan'ny Fara raha ho anaovana irery, tsy hitambarana (1 500 000 fmg).Raha livraison Guangzhou ilay entana vidiana Foshan dia misy frais. Ny nataonay nanao commande aloha dia nanome daty lavidavitra hakana ny entana. Dia ramasser-na amin'io andro io daholo ny entana, maka camion iray.Raha tena betsaka ny entana, mety hahafeno container 20 pied ohatra dia aleo mi-negoce amin'ny transitaire (ilay patron fa tsy commercial) hoe any Foshan no atomboka ny chargement dia faranana any amin'ny depot-any any Guangzhou raha mbola misy ambiny.


Tsy ny toerana hividianana entana no inona fa ilay karazany, any chine dia misy zavatra tsara tokoa fa lafo, misy koa any ny fitaovana tsy dia tsara dia tsy dia lafo, fa ny mba tiako zaraina fotsiny dia ny CE , marquage ataon ny mpanambotra io, na ianao aza raha manaboatra fitaovana iray, miainga @ norme iray ianao, dia azonao asiana hoe CE ny zavatra vidanao, tsy misy organe de contrôle io fa libre ny mpanambotra .