image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Lille > Sao mba afaka omenao numerao izany tsara biriky izany. Mirary soa.


75 na 85 AR eny ampotony. Ny transports en plus


Misaotra "Tao trano" a ! efa nahazo dia 110Ar/p tonga eo an-toerana fa ilay izy kosa aloha tena tsara na dia somary lafolafo aza e !


oadray nareo kosa dia mampakatra lafo be, di atsy mahavidy intsony izahay. 85ar tonga eny ampotony izao ny biriky koa. sa eny Andohalo no manorina?


Lille > Sao mba afaka omenao numerao izany tsara biriky izany. Mirary soa.


mba saika hanotany inona lao kokoa raha manao trano biriky ve sa parpaing misaotra


Lafo angamba no tian'mirana2807 hosoratana fa latsaka kely ny F,mazava ho azy fa ny parpaing lafobe miohatra @ biriky satria vita amin'ny ciment, vatokely, fasika...ny biriky kosa rano sy tanimanga fotsiny. Raha manana fahafahana dia idealy ny parpaing, indrindra raha any amoron-tsiraka, fa raha eo ho eo kosa ny eo am-pelatanana indrindra eto ampovoan-tany dia aleo ihany miditra amin'ny biriky, rehefa tsara rafitra sy voapasoka sy voaloko tsara iny, mivoaka tsara foana.