MIARAHABA ANTSIKA REHETRA ATOhanao trano eny @ 3é étage za io dia tiko atao baie vitrée daholo satria @zay hono tsy dia mavesatra, marina ve reto zany?dia mba mangataka ho anareo efa nanao inona no tsara hanao lé baie vitrée ALU, PVC, hazo sa vy , inona no tena mateza ?misaotra tompoko