image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

hozaraina mba hahamailo ny olona sao tratra oatra ahy koa dia mila mailo iany.Andro @ 8h30 alina efa vitsy mpandeha, lalana miakatra Ambohijatovo makeny faravohitra. nandeha irery za somary tsy taitra. Tampoka teo nisy 3 lahy nanaraka nanao dia maika ao aorinako : Ny roa ao aorinako, ny iray ery ampita. Tsy taitra iany ny tena fa refa akaikin'ilay misy tohatra midina mivoka @ pavillon iny de nitazona ahy ny iray aorina ary ny roa nanambana antsy eo aloha. Saika hamaly iany za fa ny iray taorina no tsy hay ra mitazona antsy koa, dia navela haka izay alainy rizala. Avy eo rizareo nanaraka ilay toatra mivoaka any @ pavillon. ny vola tsy nisy tanyfa telephone sy ny permis efa manadala be no maka azy no lasandrilerony any


Misaotra @ fizarana,marina ny anao aleho Tsy manoatra ,izay téléphone sy permis vč no ahafaty ,na vola koa aza,hafa indray Raha miaraka @ vady na zanaka ka hoe mety ho violer - ndry leirony...


Mila mitandrina mihitsy amin'izao fa be ny mpanao ratsy.Ny nenitoako indray dia tao anaty taxi teo akaikin'ny station teo ankazomanga,anaty embouteillage, no nisy nanambana antsy hoe omeo ny poketranao. Dia nomena fotsiny moa ilay izy satria ny antsy efa eo an-tenda.Lasa tamin'izay ny vola sy téléphone miaraka amin'ny kara-panondro.