image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Inona no dessin animé nanamarika anao tamin'ny fahazazana! ary mbola tianao hatramin'izao!


Ny ahy Tom Sawyer no tiko indrindra. Hatramin izao koa zah mbola mijery an iny


Attends un peu ! Nampijereko ny zanako, ireo nieces keliko no tia azy


TS: tom sawyer iny tena mampatahoatra rehefa mipoitra joe l'indiendia mande ilay feonkirapampampa papapapapapapapa, pampa papapapapaapa.+.


Année 70-80 : mbola TVM ihany t@'zany sady noir et blac! "Philopa et Pataphil"


Tamin'ny mbol tsisy blanc fa noir fotsiny ny TV no tsara ny Dessin animé.Tsy mbola nisy nahita an'izany isika.


Marina mitsy zany ry Voanjobory, mampiorohoro mitsy le fatina Joe l'indien ratsy tareh b iny, nenah ko mbola ampijereko Tom Sawyer, Tintin koa