hors sujet daholo koa le olona tsss....farakely > tonga dia manantona ao @ Dr Hery andrefan'ambohijanahary ampitan'ny trondro fa ao no tena spécialiste.Mety foana io na firy taona na firy taona, sabotsy sy alatsinainy maraina izy no ao
hors sujet daholo koa le olona tsss....farakely > tonga dia manantona ao @ Dr Hery andrefan'ambohijanahary ampitan'ny trondro fa ao no tena spécialiste.Mety foana io na firy taona na firy taona, sabotsy sy alatsinainy maraina izy no ao
Bonjour,Sarotra tokoa izany, saingy zao, aza mamono olona sao hanaraka ihany koa ny ainao na firy taona ianao na firy taonaLazao am vadinao fotsiny hoe bevohoka ianao, na iza na iza no rainy, taizao fona ny zazakely fa aza tia tena. Vitanao foana io, sady aiza tokoa moa no ahalalan'ny vadinao hoe mandainga ianaoEfa tsapanao hoe fahotana mahafaty dia aza atao, raha maninomaninona ianao dia ho aiza ireo zanakao ireo, sa tianao ho taizan-drafy ny zanakao? zaran'ny sasany aza ianao lasa anoloany ny toeranaoAza variana miala olana fa atreho fotsiny ny zava-misy. Aza dia vonoina ny zaza fa tsy fidiny ho azy no ho ao an-kibonao
MSI andehanana. Na avaradoha na isotry.Za tsy manakiana. Azoko lay dilemme.Raha misy hilaza a ho mpanoro vohona de tataziko koa. Aleo zay toy zay hisavoritaka b eo nareo mianakavy.Za aza mbola manao oe aza misaraka amle ol ra iny no ahitana equilibre par rapport amini ataoni vadinao. Ngah rehefa oe vhv d tsy maintsy miaritra b dia aigrie
Farakely ,Raha esorina dia ataovy haingana fa aza miandry ela mba ialŕna @ blęme .Dia izay dokotera mahay aleha na somary mandoa vola lafolafo aza satria miankina amin'io koa ny aina .Tsy hiditra @ resaka ditra sy tsy fifanajana eo @ tokan-trano aho ,izay olana goavana ho an'ny besinimaro ,indrisy !!!
Miarahaba antsika rehetra,Noho ny asa amandraharaha natao moa dia izao vao afaka mamaly anareo rehetra ary dia misaotra indrindra ho anareo rehetra nanome courage sy ni-comprendre ny situation-ko.Avy nanao écho omaly ary hita fa efa 8semaines 3jours ilay izy, zany hoe efa t@' 12/03/18 no tonga farany ny rčgleko, androany ariva izao aho no andeh any @'msi fa ts vitako intsony raha mbola hiandry rahampitso sy afak'ampitso lava izao. Matahotra ny tena @'zany curetage zany fa tsy maintsy omanina dieny zao ny saina, satria hadalana sy tsy fisainana no nahatonga ilay izy. Dia misaotra indrindra anareo rehetra.Mankasitraka indrindra tompoko.