image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 11916

Eny antsena feno rty a


Behoririka (no tena betsaka isafidianana)


Bjr, ra akanjo vita amn lamba mahazatra d eny Behoririka feno fa mila mandany andro 1 fa ra tsy zany d le be mpanao ireny no voavidyeny amn Lambamena Rakotomalala-Mihaja kosa ra landy no itako oe tsara mis maro azo isafidiana misy tena lafo b fa misymora ian, ny olana fotsn mila mande 1andro mialoha satria mety mis fanamboarana kely satria ts ny refinao no nalaina nanaovana azy ao amn pavillon koa misy fa mila mijery tsara ihany koa satria d ho maro n manana azy mirary soa


Misaotra betsaka anareo nanome torohevitra, zah mantsy mahita fa ny olona eto tanŕ rehefa mianjaika toa mahita akanjo tsara ery no sady mihaja, nisy fotoana nandeha taty tanŕ mba nandeha tao am tripoli sa sy ireny magasin hafa fa tena tsy nahita araka le noheveriko aho


mendrika1: ianaho moa mila maika fa ra l hanaovan'olona ref mis lanonana ireny d ampajairina ireny, mividy lamba pavillon na ambodin'isotry d eny iany d misy sary (catalogue kely) vidina eny antaninarenina koa misy tena raitra .....by baovola création angamba iz zay ra ts diso a, ny an'i miangaly créa koa to tsara


tena izany mihitsy no tedaviko ry anjara, nefa ny fotoana efa fohy zahay mbola aty am province,misaotra indrindra tam torohevitra fa misy hanaovana am manaraka e,


Eny antsena feno rty a