image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

iarahaba Tompoko,mba mangataka sosokevitra avy aminareo azafady, inona kay no zavatra atao fa te ho mpandraharaha aho, manan-kevitra ve ianareo ? inona ilay zavatra mety atao dia inona avy no taratasy ilaina,tena mba maniry mantsy ny tena mahita ireny vehivavy mivoka any ivelany, mahita zavatra atao bdb, de lasa mpandraharaha ,Miaotra mialoha anareo izay mamaly


omeo aloha ny definition n'ilay mpandraharaha aminao.


Rehefa hitanao ilay "définition" an'ilay hoe mpandraharaha io ambony io dia jereo indray hoe inona ny tinao atao. Ny afaka hitondranao azy voalohany dia izay zavatra tinao (asa tanana, taozavatra,.... )Raha ny famoronana orinasa dia mila makany @ EDBM (immeuble TVM taloha) ianao dia any manontany ny "procédures" arahana @ fananganana orinasa.


Mila investissement de temps be io f vitanao io ra tena vonona enao