image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Salama daholo,arakio sujet io dia te hianatra ilay asa na Redacteur za. Misy afaka manao an zay ve ato? Azo atao foana ny mifanaraka. misaotra indrindra


tsotra kely tsy mila ianarana ireny e, sa ianao 5e dia niala nianatra ?


rédactrice web aho, efa 10ans d'expérience nefa mbola mianatra an'io asa io foana isan'andro, hatramin'izao. adala aho angamba raha lazain'i Njoun fa tsotra kely tsy mora ianarana io asa io :)natya: fa rédaction amin'n teny inona no tinao atao? rédaction web amin'ny teny frantsay no ataoko mantsy ka ny fika voalohany indrindra dia ny fahaizana teny frantsay tsy misy diso.


Efa mba nanao anio asa io ihany aho taloha elaela kely fa tsy nahatozo satria otran hoe tsy d nisy natao a tamzany d nanao rédacteur web. Nanenenako ankehitriny ny tsy nanohy. Marina ny tenin ao ambony io hoe ra teny frantsay d mila mahafehy anio tsisy diso mitsy aloha. Nefa tsy ampy bdb ny fahafehezana teny frantsay fotsiny. Misy zavatra bdb mila hianarana ao aryisy zavabaovao mila hay koa satria ny attente ny client miova foana. Mila talenta am fanoratana ko aloha d mila fahaizana. Ny azoko atoro anao ra mahatsapa enao fa manana anle talenta sy fahaizana d manao test d miditra rédacteur en local amreny orinasa ireny. Ianaro doly ny pitsopitsony ny asa na rédacteur. Rehefa mahatsapa tena afaka mande irery d miketrika contrat freelance. Mande tsikelikely ko io fa ampivadio aloha am volohany. Asa tena tsy moramora otran filazana sasany io.


Ireto no zavatra jeren'ny client matetika de mila tandremana ra te ahomby @io asa io, ireo no nanampy ahy de mba zaraiko eto soa dia mety ahasoa :)
https://stileex.xyz/indicateurs-de-performance-redacteur-web/