image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Efa ho 60jours ny regle ako tsy mety tonga mihintsy!! fa za aloha tsy bevoka,sode mba mafatatra fomba i provoquer na anle izy natoraly nareo??Kamob mako hinana Fanafody,misaotra


tsy mazava!nju milaza oe efa 60 jours tsy tonga nefa tsy bevoka?? aona kou zany, io aza misy tara une semaine de efa mikoropaka oe fa aona?nenju efa 60 jours be zao?ra logik njavatra efa bikina zany tara 60 jours zany


Tsy voatery hoe bevoka. Izaho nisy fotoana tara 30 jours, fa tsy bevohaka fa stress no nahatonga an'ilay izy dia noprovoquer-na tokoa


Ny fanaovako ny ahy rehefa tara be ohatra izay de izao maka biriky de ataovy eo ambony fatampera mafana be de rehefa hitanao fa tena mahamay be iny ilay biriky de mimpetraka eo ambony iny biriky mahamay iny ianao tsy tena mimpetraka moa izany fa mitaingina tsy aiko le vocabulaire ilazaiko azy eto mijanona eo ela2 10 a 15mn de hitanao fa handeha ilay izy avy eo.Ny antony de tsotra indraindray mangatsiaka ny kibokontsika de mila provoquerna ilay regle handeha tao de io atao fa mety hanampy anao.


Mandehana mijery gynéco, fa be loatra izany hoe tara 60j izany. Ianao izany sűre hoe tsy bevohoka


Bonjour,Mividiana botte-na persil, atao oe 1000f eo dé ampangotrahina @rano 1litres. Sotroina mafana. Rehefa lany iny miaritra kely njy fa tena manotika lay kibo an ! Za nanao an?iny tena nande lay izy ny ampitson?iny. Raha tsy mety in-1 dia avereno mandra-pahatonga lay rčgles fa ny fahazoako azy sady mampatanjaka ny vatana lay persil no mi-stimuler ny taovam-pananahana.


Fa raha tara mou izany izy io nefa tsy bevohoka ianao de maninona? misy vokany ratsy eo amin'ny fahasalamana ve ? ny kibo sady tsymarary no tsy mitombo. Misaotra


za talou tara 90jours ny regle, nefa za tam zan mbola ts nahalala lahy akory, donc tsis tebitebi hoe bevoka na tsia, de milam eri aho satria ts sahirana am le mande regle, nefa lay izy ts normal.fa am zao ts otrzan tsony


Fa raha tara mou izany izy io nefa tsy bevohoka ianao de maninona? misy vokany ratsy eo amin'ny fahasalamana ve ? ny kibo sady tsymarary no tsy mitombo. Misaotra


Inona no tokony atao sy tsy atao rehefa manomboka menopause, sakafo, fihetsika ?Reraka be fa mba ampio. Misaotra