image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Bonjour daholo !Vhv 38 ans, mitady zaza , misy namana ve ato nihaina io expérience io.Mila fanampiana @ oe aiza gyneco mba tena manaraka tsara . Lay taona no tena ilŕna fitandremana betsak manko hi-éviter-na ny risque retra.Misaotra mialoha :-)


Salamanaao @ Ste Fleur toa mahay daholo ny gynéco ao an!Fa aleo ireo gynéco lehilahy satria reny manambitamby mahay mampitony saina tsara.Tsy hiteny anarana aho fa lasa manao pub


Ao antsakaviro ao koa misy mpanotra ohatran'ny mahay. Ni-se présenter tamin'ny sičge ilay zazakely iny efa ho teraka iny ny vadiko fa mora fotsiny ny nanodinany azy ary teraka par voie normale soa aman-tsara quelque jours aprčs.Toa olona avy any avaratra izy io fa tsy tadidiko koa satria efa elaela kely izay. Sao dia mety mahasoa anao fa anontanio. Fantatr'olona ao Antsakaviro ao koa izy io.


Antsakaviro , Dora : misaotra betsaka ry reto @ fizarana zay mahasoa aa !!!!Manantena aho ahazo vao2 tsara, ankinina @ Tompo daolo !Misaotra an'i " Kanotalahy " koa :-)


Beauty>>Ireto isy liens ahafahanao mitady azy. Mety tsy ho ŕ jour ny sasany nefa betsaka indices ahafahanao mahita azy ao:h t tp://w ww. cliniquecma.com/index.php?option=com_content&view=article&id=3&Itemid=105h t tp://w ww. medpages.co.za/sf/index.php?page=person&personcode=160203Fa akaikin'ny école de medecine no misy azyTémoignage kely: Misy namako akaiky afaka foana ilay zaza efa ho in-3 farafahakeliny nefa amin'izao fotoana izao mois ny kibony ary io dokotera io no nanaraka azy hatramin'izao.Dia mba omeo ny tohiny ihany izahay eto e!BOn courage


Bjr, mba omeo adiresy mail na contact d any miresaka azfdy


KANTOFY Misaotra betsaka !!


Ny anay nifanelanelana 10 ans ny zaza roa. Ny faharoa izy zfa 34 ans. Efa nitsabo tena hatraiza hatraiza (dokotera, mpanotra) fa tao amin'ny HJRA no nanao farany dia tonga ny faharoa. Nanao analyse sy traitement. Nandeha soa aman-tsara ny fiterahana tao @ pavillon sainte fleur.


Dora >mba afak omenao v anaranlay Dr na gyneco nanao suivi ? MErci


Tsy tadidiko ny anarany fa vehivavy izy. Nanontany teo amin'ny récéption teo izahay dia io Dr hoy ilay mpiasa teo no mahay. Dr Gisčle angambany izy izay fa tsy dia sűr aho. Mety eo amin'ny fin 40taine - 50taine eo ho ny taonany. Izy anie nanao ny traitement e.(tsy hainay akory aza hoe inona marina ny problčme !!! Faly fotsiny fa bevohoka indray). Fa ny suivi ny Dr sy sage femme ao amin'ny sainte fleur.