Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo
Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo
Misy kosa alo le sasany mamaly eto manao be lazao be fotsiny, mba te hiteny nefa sady tsy mahay no mapme, lasa ambany be niveau discussion eto. Ny oe kely aina kely ny 313 cdi dia diso sady tsy mitombina mints na ara teknika na fara faharatsiny ara lozika fotsiny. Io zany dia miankina am entretien fotsiny iany, na cdi io na tsia, refa kahihitra am entretien dia na fiara mande am rano aza no omena anao dia mora simba foana.
sprintaka>> Nanana mitsy aho fa tsisy mpahay fa kely aina dia mandany gas oil: naleha daolo alpa , eo 67ha cenam , itaosy , sns fa ny 250.000 fmg isaky ny diag fotsiny no lany fa ny bleme tsy hitandry zalahy donc tsy voavaha ny olana , tsita oe in fa tsapatsapa oe capteur de pression e, regulateur de pression na rail e, turbo eEfa ho lany otrin nefa tsita zay vokatraEto @ tanana zany mbola tsisy favori @ resaka sprinter cdi e
efa teo>mampalahelo ny mahazo anareo izany fa aza omena tsiny aingana loatra ry zalah ny menaky ny chien ah! tsy oe akory tsy mahavoa daholo fa io dia resaka raisonnement sy logique daholo fa ny fitsapatsapana dia ao anatiny fijerena ny tsy mety non!!! be loatra tompoko ny paramčtres mila jerena ka tsy maintsy mijery par étape ilay diagnostic fa dčs fois mora hita ilay panne dčs fois sarotra be raha izaho izao no mijery ny panne-nao io oe kely aina sy mandany GO dia mila jerena aloa inona avy no mi-lié aminy izany blem izany possible filtre GO ,raha ok ny côté izany dia mifidra côté turbo indray aho , misy wast gate ve ilay turbo mandeha tsara ve ilay tige iny rehefa accélérena raha TGV indray ilay systéme dia mihetsika tsara ve ireo aillettes kely rehetra izany rehetra izany tsy mbola misy resaka vola fa naha ianao aza dia afaka mijery fontsiny aloa raha fonctionne daholo ireo dia izay le cas dia raha tsy mbola tafa dia mandroso aminy durite indray saho misy fissure any ho any raha tsara daholo indray ny durite dia mila jerena ny farany ny échangeur air-air (intercooler hoy ny mpahay azy ) tamdremo fa rehefa mi-testé io pičce io dia tsy hita maso akory oe bonne naha tsy bonne fa tsy maintsy demonté-na dia ampadalovana rivotra au environ 2 bars eo ho eo dia jerevo eo raha misy fuite satria rehefa azony vibration elaela io pičce io dia fort possible mety fissuré ny but dia tsy tokony misy fuite mihitsiny ilay rivotra produisé-vany ilay turbo dia ho hitanao eo ny valiny ę! ka aveko eto indray resaka logique io ę!
dondrona be>>Tsisy zay tsy natao reo etape resahanao ireo fa eeee : ny durite ok, nosoloina ny intercooler, ny turbo mi-rappel tsara lay tige westgate moa iny :refa accelere-na de mibotsina be ny durite Farany nampiakarina ny heriny t@ alalan'ny cal*******ateur + nosoloina koa ny capteur sy regulateur de pression rail (occasion ireo fa lafobe ny vaovao )dia mba naazo aina tsara fa apres 2 mois niverina ndray ny aretiny Tsita oa zay tsy meca nojerena dia nankany @ materauto dia natsipiny tany @ pdt 192 eny ilafy eny fa tsy manao sprintaka cdi ny materautoFa tsy mbola teny zay fa kivy fa asa ra mba efa nisy teny dia nanao aonaMerci daolo
efa eto>aza mora kivy izany rakoky tsy maintsy misy solution foana ny blem izao indray aza mba atao tsy mila mandany vola hoy aho fa ianao ihany dia mety mahavita ilay izy ilay côté turbo aloa mila vérifié-na tsara izany oe afaka manao manip ohatr'izao ve ianao esory ilay durite avy aminy filtre ŕ air iny dia esory koa ilay durite miditra eo aminy collecteur admission iny dia manaova piéce kely męme diamčtre ilay durite dia asivo prise azo anatsofohana rivotra ny iray par contre ilay durite vers collecteur admission ataovy izay maha étanche azy izany oe asina bouchon izany ę! dia andefaso rivotra eo aminy 1.5 ŕ 2 bars maxi ilay circuit dia henoy eo raha misy fuite ilay circuit d'air satria tsy oe akory nosolinao ilay intercooler dia sur fa tonga de milay fa io manip io no hafantarana raha misy fuite ilay circuit d'air ka raha tsy izay le cas dia ny côté systéme injection no misy blem ka tsy oe akory asaina manolo ireo injecteur ianao sy ny systéme injection rehetra fa amiko ce coup-ci mila mba mahay mampiasa matos kely razoky test daholo ko io fa tsy andoavam-bola hoy aho dia izao ny manip manaraka indray :1°_Esory ireo fils mipetra eo aminy injecteur dia mila jerena aloa par intermédaire ampérimčtre hoy isika gasy fa ny anarany afa METRIX dia ataovy position Ohmčtre dia vérifi-o oe firy mA avy ny valeur izy efatra tokony mitovy daholo raha misy latsaka moa dia misy blem iny injecteur iny2°- mila jerena indray ny côté faisceau commande injecteur ireo esory ilay faisceau ilay any aminy cal*****ateur dia jerevo ny schéma électrique pilotage ireo injecteur normalement tsy maintsy mandalo ao aminy cal***ateur dia jerevo tsara ilay chéma fa misy indication hoe M,Naha S , etc.... dia jereo ireo PIN mitsatoka eo cal***ateur fa misy Numéro aminy fond ireo PIN somary maizina ilay izy fa ny broche mitsaoka cal***o misy chiffre daholo dia satria ianao efa manana ilay METRIX iny ihany dia but ilay manip dia mijery continuité alimentation ilay injecteur sy ny cal*****ateur ny position METRIX toujours en OHMS foana dia jerevo eo raha mitovy daholo koa ny valeur izy ireo3°- ity farany indray dia mila matos atao hoe "pince Ampérimčtrique" ny fanpiasa io indray dia mila jerena ny debit du courant mi_passe isakiny injecteur mila passé-na io aminy fils aliementation injecteur io matos io ary mila velona ny motera dia jereo eo fa mitovy ve ny courant mi_passe ŕ travers ireo fils 4 injeteurs ka raha tsy mitovy dia misy blem ilay injecteur ambany ny valeur-ny dia atovy aloa izay dia ho hita eo ny manaraka