Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo
Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo
efa teo> miala tsiny fa tsy mipetraka any ny tary ę! juste anie mba manipy resaka eto ny tenako saody mba misy azo hanampiananao ,misy rectification kely ilay voalazako etsy ambony aminy resaka metrix raha mijery valeur bobine de position en ohms ary valeur koa en ohms ihany koa fa tsy mA volazako akory. raha ohatra ka matahotra ianao dia mitadiava mbandy electronique no asaivo manao test ę!
efa teo > fa inona ny idirany pont sy ambrayage aminy ilay blem razoky izany efa mi_patine angaha ilay embrayage ??? ity misy solution aingana atolotro ho anao raha ohatra ianao tsy te anao ireo manip nolazaiko etsy ambony ireo ,ny but mantsiny dia mitady oe aiza marina no tena blem, zavatra roa ihany no zavatra jerena rehefa tsy ampy puissance ilay motera naha misy fuite ny circuit d'air ilay motera tsy vitany oe mibotsina tsara ny durite dia feno rivotra tsara izany ny any anatiny motera misy dosage daholo ny lalany iny rivotra iny ka raha vao misy fuite hoy aho dia tsy manao ny rôle tsara ilay turbo.Faharoa raha afaka midrana naha misy ak******* razoky manana faisceau complet moteur dia justement io mihintsiny no mila testé-na satria misy blem amiko io côté io ny anao raha araka ilay lazainao raha tsy misy fuite côté turbo mety manontany ianao oe inona indray izany faisceau moteur ,ny maha trotra azy dia hitanao ilay broche mitsatoka aminy cal*****ateur iny dia jereo tsara ny iray mandeha côté motera ary ny faharoa mandeha côté carrosserie dia iny mandeha côté motera iny no mila soloina ,normal mila demontena daholo ireo fils ipetrahany dia remonté-o ilay faisceau vaovao dia testé-o amin'izay ilay vam dia ho hitanao eo ny valiny ę!mila hazavaiko anao kely eto angambany ny rôle ilay cal***ateur raha saina ara-bakiteny dia mi-cal***** ny debit injecté en GO izy ary en fonction régime tianao azo ka rehefa mi-cal******* ohatra izy dia ireo injecteur dimy naha efatra ho any motera sasany no cal*****é-ny ,ka imaginé-o oe misy blem ny injecteur iray naha roa izany oe ohatra manitsaka ianao hiakatra regime eo aminy 2500tr/mn nefa ny GO tadiavina ho any izany regime izany ataontsika ohatra oe 100mg/s par injecteur dia raha dimy ny isany injecteurizany tokony 500mg/s ny quantité injecté nefany ataontsika hoy aho simba ny injecteur iray tsy manome afatsy 50mg/s ilay injecteur dia inona no mitranga essayé-ny ilay cal*****ateur redressé-na ihany ilay quantité injecté partagé-ny aminy ireo injecteur tsy misy blem fa rehefa a un certain régime izy tsy harany intsony ny quantité GO alefany dia izay no mahatonga mandany GO satria dereglé daholo ny quantité injecté dia normal mandany GO nefa ilay puissance tsy au rendez-vous. la plupart ny olona rehefa tsy tonga ilay puissance ilaina dia miteny foana izy oe injecteur io , turbo io nefa possible ireo fils mipetraka eo any ireo injecteur misy blem. aza adino fa ny ouverture ny bec injecteur dia en fonction ireo bobine ka raha mal alimenté ireo bobine dia tsy introduit ny gasoil tokony iditra ao aminy chambre. ka mila miady mafy izay vao mety mahita ny blem fa ny fiara anie mitovy ihany fa dčs fois misy milamina tsara ny vam-ny fa ny sasany mi-galčre ę!hoy isika gasy oe misy ratsy vitana .