Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo
Ho anareo mpitaiza sprinter, inona no tena olana amle 313cdi fa to manova rexton daolo, inona no tena ratsy aminy d inona zany modely azo efiana @ reo cdi reo
EFA TEO > tsy ny mampiasa nitro data no maniba moteur fa le mampiakatra puissance amin alalany programation zany hoe le cartographie iny no programendry lerony ny blem dia zao raha ny filazanao lasa midonaka le vam rehefa terenao mafy dikany lasa tsy manaraka tour moteur le valeur nampiakarina ao anaty carto zany fa raha mapiasa nitro kosa ianao dia zavatra efa vita cal*******e io toy hoe mametaka 2em turbo amin fiara fa le izy fotsiny brachena am calc tsy misy risque am moteur mijereva amin net fa feno reny raha manafatra atsy chine sady tsy dia lafo koa vidiny ataovy precis rechernao vao manafatra an hoe nitro data for sprinter dia mazotoa fa raha ananao le fichier naboarindry zalahy na dia azonao alefa aty amiko dia jereko dia averiko any aminao par mail io na fichier dorigine koa azonao alefa dia averiko any aminao avy eo
salama daholo tompoko, mamaky ireo commentaires rehetra dia saika hanotany zany oe, inona zany no étape voalohany tokony ho atao satria izaho ko tratran'io problčme io am 313 cdi-ko. Izaho nieritreritra oe le izy ela tsy nihetsika, satria izay no zava nisy, no nahalasa tsy nampisy aina azy, nefa taloha izy tena matanjaka be. Marihiko fa fiara tsy mbola nivezivezy be teto Tanŕ izy io ary tsy dia mihetsika koa araky ilay voalaza teo. Saika ho any am mécano am WE dia aiza ko mo zany ny garage mahavoa tsara an reny, raha misy contact vao me tena tsara. Mankasitraka tompoko