image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 1

Bonjour groupe,
Mampirafy reto ny vadiko ah, fantatro ilay izy ary tena marary za satria matetika izy tsy mody fa matory any @vehivaviny any misy 2jours na 3jours aza.
Efa noteneniko izy de tsy manaiky mintsy nefa de miresaka fona zareo jusqu'à minuit isan'andro @fb
Nangataka divorce za tsy vitako tsony fa izy tsy mety na asina basy aza hono eo @lohany tsy hanaiky izy
Inona ny hevitra reto fa tsy hitakoo tsony zay atao


Tia tena be ko izy izany, de mbola tantara ny procedure an'izany,,,makao avocat e


manangona aloha porofo tsara dia rehefa ampy vo mandinika ny tokony atao tohiny ...mifampiresaha iany sao misy vahaolana iany... courage iany nefa fa tsy mora ampirafesina


Aza tonga aloha dia mikorapaka e!
Raha efa niteraka nareo, tsy mety ilay divorce, fa jereo fotsiny hoe iza no tiny kokoa enao sa le vehivavy, matoa izy mbola manda mbola matahotra anao izy zany, mbola tiny enao. Tsy vahaolona ny misaraka.
Mitadiava fotsiny olona hifampiresahanao dia mapifaly anao, fa za mikombona be mba manala hamoamo Afaka mamampy anao aho raha ilaina.


Mandehana misintaka kely aloha fa manana zo hisintaka ny vehivahy.
Ho hita eo izay ataony avy eo.
Raha miverina ianao dia apetrao ny condition anao.


Mandehana misintaka kely aloha fa manana zo hisintaka ny vehivahy.
Ho hita eo izay ataony avy eo.
Raha miverina ianao dia apetrao ny condition anao.