manao ahaona daholo isika ô.

Mba mangataka toro-hevitra azafady.

Misy cas otrany Zao.

Nandao toka'trano 4 taona ilay ramatoa navelany n'y zanany vavy s'y n'y vadiny.
Naveriny vadiny izy in-telo niaraka t@ fianakavian'ny rangahy fa tsy nety niverina.

Zao ilay rangahy manao sipa mipetraka ao antranony ao. Dia mangataka divorce ilay Ramatoa zao motif adultère porofo noentiny sary tao @tambajotra tserasera .
Fanontaniana : raha mihaiky ve ilay rangahy @conciliation oe miaraka @vehivavy hafa satria tsy nety niverina n'y vadiny sady efa aman-taona Dia mety am-pigadra azy zany.

Misaotra mialoha izay mamaly