Miarahaba antsika rehetra. lehilahy no manoratra. manana olana za, tsy aiko raha ato no tokony ho ataoko na ao am prblm conjugale,
Ny olako dia izay,
miaraka am vehivavy efa niteraka (nisara-dady za), efa 4ans teo zao no niarahanay. nandritra zay 4 taona zay dia nilamina tsara, tsy dia nisy hoe olana lehibe miavaka.
taoato anefa itako miresaka MP @ilay vadiny taloa izy ao @ FB. ngalariko nojerena ilay resaka dia resaka momban'ilay zanak'i zareo no resahany fa nefa sady otrany mifananiany zany zareo, otany hoe lasa miresak be. izakay moa tsy miara mipetraka , fa nefa io dadan'ilay zaza io matetika mandalo ao am zareo mijery an'ilay zaza (8 taona). marihina fa efa niverina nanambady ary efa vita mariage ilay lehilahy dadan'ilay zaza io. nanaombok ateo dia lasa otrany mametraka fanotaniana be foana ny saiko, lasa otrany mamorona scène zany ny loako hoe, ireny ve zao refa manadalo ao tsy anao bisou, ireny ve zao refa mifankaita ao tsy anao, sns ….
Nisy fotoana nampirafesiko izy, dia tratrany za, dia izy koa nampirafy ana, fantako ilay izy fa tsy noteneniko anazy satria efa fantako ny ho teneniny manko, itako mifandefa sary miboridana zareo, satria ilay bandy niaraka taminy dia ireny chauffeur mpitondra touriste reny, ary efa manambady amanjanaka koa. Amin maha mère celibataire anazy dia itako hoe mila vola izy, dia fantako koa fa miresaka am vazaha any andafy ary mandefa vola ho azy ilay vazaha.
avant ny confinement dia nilamina tsara ny fiarahanay, ny RS dia manao farak'izay zokiny, fa nanomboka nisy ny confinement dia tsy dia nifankaita firy satry sarotra ny fivoahana noho ny asa sy ny hoe tsy afaka mivezivezy. amin'izao anefa efa milamina ny lalana sy ny bus dia otrany tsy taiza zany izy ny hoe iarak izahay, nefa talou, vo tsy miaraka kely 3 jours dia efa mandeha ny sms hoe j'ai envie de toi, otrany te be lesy za zany,.....
ny fanotaniako tiako ampetraka dia hoe? mety niverina niaraka ve izy mivady (dadan'ilay zazany); sa mety efa naita olona hafa izy? sa mba te haka distance kely izy? sa efa tonga eo am'ilay tsotsoro mamba hisarahana izay?