image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 140

mamaky ireto karazana olana sy fitadiavana vahaolana ato anatin'ity forum ity aho dia misy ny tena mitaraina mafy ary mitohy hoe ilay voady no hijanonako. Aoka kosa rizareo ah, nanao voady ianareo hamelona sy hifanasoa fa rehefa mifamono sy mifanaratsy dia mbola hanaiky ihany ve ? Asa hoe tsy eo @ toeranareo ve aho ? Mahereza daholo ry Rakotomandimby sy Rasoafanariana rehetra


Tena itovizako hevitra @ Totozy mihitsy izy ity. Na ianao manana an'io fisainana io hoe miaritra, dia iareto ao mandramaty fa aza mitaraina, na ianao avy dika maka fanapahan-kevitra rehefa tsy mety @ fiainanao ilay tranga. Azoko ny antony maha-ela velona ny vazaha, tsy maka lagy ary tsy miditra mariage raha tsy misy contrat de mariage ka rehefa manimba ny avenir-ny dia miala izy. Amiko rehefa tsy eo intsony ilay fitiavana dia aleo miala eh, na io ho an'ilay lehilahy na vehivavy mampirafy na io ho an'ilay nampirafesina" Matoa ianao mbola mijanona dia mbola tia izany... Tsy haiko, mety hisy hanome tsiny ahy manokana @ io fa izay no fijeriko