image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ataoko angamba fa menatra daholo ny akamaroan'ny bandy anotany fanoaniana ohatran'ity, fa androany aho dia mba te anotany anareo aho hoe ahoana ny fomba fikotiana sipa:-Mpiara mivavaka tsy mbola niresaka tamiko mihitsy fa efa nifankahita tsindraindray ihany-Raha tonga dia anatona azy aho dia inona no tenenina-Ahoana ny famadihana ilay resaka iafara any amin'ny hoe tafiaraka relation amoureuse ny hiafarany?Mba ambio le bandy fa tsisy traikefa.


ny tena fomba mahaomby indrindra dia :- mampiseho tareh mampalahelo no aseho kou fa dangitra i pôpoly !!!>> raha tia an'lah izy dia himeme dia efa kopy elah zay !!!!!!


Fomba fikotiana sipa: sipa iray, sipa roa, sipa telo, sipa efatra...... tohizo ary


Ohatry ny reveko letsy raha mitifitra an'lah io par derika ry Belapin an ! ndao hanao fotoana ?


Raha mpiara mivavaka ianareo dia tsy misy olana izany le dada a ,ento amin'ny ara pilazantsara ny resaka amin'ny voalohany ,dia rehfa tafiditra tsara ao anaty arato dia avadiho filazan dratsy amin"izay ny resaka ,ho hitana'ialahy fa tonga dia manaikitra ny fintana .Tonga dia hahitsio hoe ,andao isika indry ho any aminay ,hanao ratsy .


zao no soupapa efa nazahoko satria za mba olona menamenatra ren ianymande manakaiky anaz de ra iz rery iny de miteny otran zaolahady voalohany-salut?-tsara kely ny fiakajon njy?-nareo nga efa ela no miangona ato fa otran zao vao itako?-enao nga ao amin sampana (stk na choral)-humm fa iza no anaranao ra ts madiso-za rakoto no anarako fal mafantatrajuste ifakalalana kel eo fotsiny de ref fakaita ndraylahady faharoa-manao ahoana XXX? inona vavao?-zao ndray njy vao itako??-hono oa, mis fotoana ga enao mba malalaka?- ts zan fa mis spectacl joseph d'af amin an... de ra ande enao miaraka amin namana vitsivits sady mba fakalalana ko no msamuse any?-omeo ny numnao za de andefasako pro e na vavao e!tena tsara de atao izay mapitsiky anaz, ny mapa ŕ laise azy de azon lah ny numnyzay lesy methode nataonay le menamenatra reny fa bonne chance a


vola,vola ihany,vola hatranyFa ny fomba fampiasŕna azy no mila fitandremene satria ny vehivavy tsy tia lehilahy be gesta, tsy tia raviraviana vola.Fa ny tetika tsara indrindra, dia mila mandray ho namana alohaDia rehefa manomboka mitantara ny olany rehetra izy d mila liana aloha enao.Dia manoros soso-kevitra na vaha olanadia eo vao ampidirinao ilay resa-bola.Rehefa hitanao izay fahalemeny izay dia mora aminao ny maka fony.Rehfa azonao ny fony dia izay ianao vao mitory fitiavana aminy :tsy mila be resaka, fa avy hatrany dia raiso ny tanany.


SrkaTena tsara be koa io an'i zao ry ise a ,saingy ampiako kely fotsiny hoe rehfa tonga ny alahady fahatelo ,dia teneno hoe handao ho any an trano mba midinika sy mitapatapa kahitra ,sady hoe mba misy surprise ho andry any .Raha vao manaiky dia avelako ho an'ise amin'izay ny manohy azy ,vita hatreto ny ahy .