image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

LT >>> Ndao atao hoe : arahan'i tongolo ilay toro-hevitrao, hiaraka amin'ny vehivavy iray izy dé hisaraka amin'iny fa hiaraka @hafa indray, ka tsy ho avy aminy vé ny vavan'ny vehivavy tahaka anao ihany hoe: milalao fitiavan'olona fotsiny? Soyons sérieux kosa é!


Tsy misy mahamenatra izany leiroa a ,saingy aza mivaky amin'ny sipa hoe mbola tsy nampiaraka izany ,fa mody fanina fotsiny .Ny zavtra tokony ho hataon'ise dia mila manaraka fiofanana tsara aloha vao mampiaraka amin'ny sipa .Ny sipa mitovy taona amin'ise mantsy dia siora ,fa efa mpiady daholo ,ka eo no mila manana traikefa tsara .Miala tsiny aho ra tonga dia ahitsiko ny resaka ,fa raha te hahazo fiofanana tsara ise ,dia aleo miala vola amin'ireny mpampanofa fahafinaretana ireny ,mba jereo tsara ilay kilasiny an ,dia hataontsika hoe in telo na in efatra ise no maka an'ireny dia mety ,aza hadino ny mampiasa (fimailo) raha maka an'ireny an .Andramo anie io hevitro io dia ho hitan'ise e .


dia mihinana siligaoma :tape , sao misy fofon-tongolo


Tongolo >>> ilay hoe tsy fananana expérience aloha tsy tahaka ny @fiainana arak'asa ka ho olana eo @ara-tsosialy sy fiaraha-monina e!Ny fiainan'olon-droa mantsy tsy science exacte fa miovaova, aléatoire miankina @tranga misy no mety hampisy fiovŕna (eo @toetra), principe de l'action et de la réaction io.Ny azo atoro anao dia ny hoe: mahaiza mamantatra ny tena destinée-nao fa izany no namotika ny ankamaroan'ny fiainan'olona: nivady kanefa tsy natao hiaraka akory, hany ka "helo" no iainana ao an-tokantrano. Vakio ny famantŕrana omen'ny Genesisy 24 dia angataho ilay "anjaranao".


Tongolo>Izaho koa dia mitovy aminao saingy izaho vehivavy, 25 taona, mbola tsy nanana sipa mihitsy. Folo hafatra t@ RAR aho t@ mbola kely hoe ny vehivavy hono raha vao tsy nandalo fianarana sy tsy an'asa dia tsy hasian'ny lehilahy vidiny rehefa ao an-tokatrano ka naleoko niezaka mafy t@ fianarana fa tsy dia nieritreritra loatra anzany hoe anao sipa izany. Itako anefa @zao fa toa ohatran'ny efa mandroso ny taona, ny namana rehetra toa efa manambady sy miteraka daholo. Sanatria akory hoe te hanaraka ny ataon'izy ireo fa tena lasa otran'ny mampieritreritra ihany hoe sao mba taraiky loatra ary za ty? Amiko aloha ho anao lehilahy tsy tara raha 25 ans izany ary tsy dia itako loatra izay mahamenatra fa ho ahy vehivavy no toa baraingo ihany.


Ko manin Tongolo sy Voatabia raha tonga dia mitambatra ao anaty vilany, dia hanome saosy matsiro??? Tonga dia asio poivre dieny izao sao taraiky. Ny sira ataovy kelikely fa tsy dia mahasalama.


Tena marina ny an'i vilany ,matoa i voatabia mamoaka izao lohahevitra izao dia efa mivoha midanadana ny varavarana ,koa dia anjaran'ise izany ry voatabia no manohy ny ambiny e ,izao no hatao hoe opportunuité ,tano leroa aza avela ,ary dia mirary soa ho anreo e .Mba hilazao vaovao ,izahay amin'izay ho tohiny ,fa mba liana e .


Tena mety atao saosy marina i Tongolo sy Voatabia a! hahaha, misokatra ho azy ny varavaram-boatabia, kkkkkkkk, :-tape<douche:bigkiss


Amiko aloha zany lhl 25ans zany tsy manin ra zao vo anao sipa e Ny mety o pb (mety hoy aho) mahita vhv enao d tonga d serieu b le relation d lasa vady iny aveo Kanefa enao tsy malala toetrana vhv hafa De rhf tonga ao antokantrano de azony fakampanahy te amantatra ny hafa! Ny tiko atongavana oe manaova sipa sipa aloha e Tsy sanatria animba zanakolona fa ra iny reska 1 iny d aleo maanaraka ny toro hvt etsy ambony Fa le fiarahana mintsy oe vhv sy lhl De miaraha elaela am vhv 1 aloa De aveo miaraha elaela am vhv 1 hafa ndray Fa io manko itako pb ihn fa tsy mitovy ny vhv sy lhl De mba itanao oe ny vhv kay otranzan fa misy toetra masosotra io ary misy toetra mafinaritra


LT >>> Ndao atao hoe : arahan'i tongolo ilay toro-hevitrao, hiaraka amin'ny vehivavy iray izy dé hisaraka amin'iny fa hiaraka @hafa indray, ka tsy ho avy aminy vé ny vavan'ny vehivavy tahaka anao ihany hoe: milalao fitiavan'olona fotsiny? Soyons sérieux kosa é!