image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 68

Miarahaba antsika rehetra! Mbo mila fanampiana aminareo ry namana eto aho raha ohatra kah.......Mila mikarakara cadeaux vitsivitsy aho, ho atolotra olona zay tsy fantatro izay hahazo azy..... Izany hoe mety ho lehilahy ny hahazo azy izany, mety ho vehivavy ihany koa, fa tsy ankizy na tanora kosa nefa, fa handao ataontsika hoe olona de 25 à 60 ans eoeo. Mety mbo hahazo sosokevitra vitsivitsy avy aminareo ve raha tsy mahadiso? Misaotra mialoha ô!!


anonyme du 15:06 , et Malalasoa <<<<< Misaotra anareo tamin'ny propositions-nareo fa raisiko antsoratra daholo izay idées mivoaka sy ny mbola hivoaka rehetra eto.Tena tsy évident ilay izy ry zareo an. Aie aie aie!!!..... Ny hanampiko kely ny paramètres, izay tsy voalazako teo aloha fotsiny angamba dia ny hoe, tokony hanodidina ny 100.000 à 120.000 Ar eoeo ny valeur (na plutôt contre-valeur) n'ny cadeau anankiray. A vos claviers svp Merci!!!


Lakouziah & Erica <<<<< Misaotra anareo roa vavy (je suppose) amini'ilay plan-nareo grille-pain + tasses et autres, fa mety daholo izay hevitra mivoaka rehetra eto hoy aho rehefa cadeau neutre sy ao anatin'ilay fourchette de prix. Mankasitraka! Milay nareo ozy lay vazaha iray izay.


Loulou<<<<< Misaotra anao amin'ny torohevitra. Tsy maninona mihitsy na kojakojan-dakozia aza rehefa neutre ka hi hi hi!! Tsy haiko fotsiny oe mety mahatakatra machine à café ve any Dago io budget voalazako io. A capsules ve zany machine café resahanao eto izany, sa machine otran'ny ahoana kay? Toy izany ihany koa hoe mety hahatakatra Mixer lazainao io koa ve ilay budget? Raha Oui mantsy, dia efa mandry aloha ny 2 cadeaux différents koa aloha izay. Mankasitraka tompoko!


Cynthiaa<<<<< Misaotra betsaka amin'ilay idée anao, fa azo raisina tsara mihitsiny lay proposition ka! Ao tsara mihitsy zany fer à vapeur izany...... Ny mampanahy ahy fotsiny dia asa raha tena zakan'ilay budget araka ny nolazainao ilay fera, satria lafolafo ihany ny fer à vapeur mantsy an....... Mankasitraka ô!


LIANA<<<<< ha ha ha! Mbola tsy hitan'là marina angamba izany tsy mahita mofogasy, tsy mahita ramanonaka, tsy mahita anana, tsy mahita composé sns sns izany ka hanalan'là za an ha ha ha!!!. Zao aho izao raha mbo misy manolotra cadeau mofogasy sy mokary iray harona dia asa angamba izay mety ho hafaliako!!! Mankasitraka eh, milay nareo.


anonyme du 13:48 <<<<< Je suppose fa ilay pseudo Loulou nanoratra tamiko tao aloha tao ianao angamba?....D'accord aza amin'ilay machine mandray café poudre ka, satria marina ny teninao fa lafo marina ny capsules any Dago, ary mety tsy misy mihitsy aza angamba ny hahiako.... MIsaotra ihany koa amin'reo toerana voalazanao hahitana azy, fa ho atoroko avy hatrany an'ilay bandy namako sur place hividy ireo cadeaux rehetra ireo. Mety tonga aza dia ao amin'izany magasin izany daholo anie, no hahitana ny ankabeazan'ny ho vidiana voaresaka eto eh.


Mahaliana <<<<< Misaotra amin'ilay proposition anao. Mety tsy voavakinao tsara angamba ilay sujet, fa misy antony tsy hahafahako manao izay zavatra lazainao izay, dia ny tsy fahafantarako akory ilay olona hahazo ilay cadeau.... Raha hividy parfum ambavy aho, ka lehilahy no hahazo ilay izy dia ahoana? et inversement? Fa mankasitraka na izany aza. Aza mihafahafa raha mbola mahita idée hafa ianao.


Anonyme du 00:48 <<<<< Misaotra ô!!! Tena mety tsy hitanao ny zavatra nosoratako tamin'ny ianao nanoratra satria presque au même moment tsika no nanoratra, fa io navaliko an'i Mahaliana io no antony tsy mampety ilay parfum. Sa inona ny tinao lazaina amin'ilay hoe "parfum no hevitra tsara"?


Yando <<<<< Misaotra anao amin'ilay idée fa jerena ny momba izay ary eh. Asa na mbola hihisy daholo ny zavatra voalazareo rehetra teto aloha, fa @ zoma sy sabotsy zao ilay bandy namana any Dago no mamita tanteraka ny mission nampanaovina azy. Mino fotsiny aho hoe hain'lery zany Fusion lazainao izany, fa tsy hitako sy tsy fantatro ny existence n'izany tsinona. Mankasitraka o!