image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 2

Tamin'ny voalohany toa mazoto miresaka sur facebook ohatra, sms, appel etc tsy andry izay aha-maraina ny andro iresahana ....... nandeha ny volana toa tsy misy intsony izany... nefa mbola en couple soa amantsara! dia nanontaniana ramose oe fa ahoana no toa lasa tsy ohatran ny taloha intsony, tsy dia mandefa mp, sms , appel,etc... tsy dia nahazo valiny, manahy mafy .....


Fijery tsotra ny ahy ity hoe raha vao variana loatra ao amin'ilay tontolo virtuel dia lasa mangatsiaka ilay fitiavana fa tokony ho famenon'ny tontolo tena izy ny amin'itony. Mihaona, miresaka, mifamihina, mifananiha'y, misangisangy, mifanoroko, manao firaisana...sns izany no anisan'ny maha mpifankatia ny mpifankatia (mpivady na mpisipa). Ny tambazotr anefa tsy afaka hanaovana ny sasany amin'ireo ary tsy hahasolo ny fihaonana mihitsy.
Expérience vécue ny ahy io


Azo eritreretina ihany ilay teninao Sosoa fa na izany aza tokony ho ao anaty fotoana voafetra ihany io da raha volana maro kosa mety efa antony hafa an! Mba tsy hilazako hoe sao misy vehivavy hafa mahavariana azy any


Ilay tompon’ny ve sa izaho izany lazainao izany ry “ ianaoyou “


Marina loatra Ilay any Nanoo hoe tsy Mila Variana @ virtuel


Malala

Anisany hitako olan’ny couple sasany amin’izao ny fiononana amin’ny firesahana sy fitoriana fitiavana sy fanehoam-pitiavana anaty tambazotra. Mbola hafa ihany nefa ilay ren’ny sofina sy tsapan’ny hoditra ary miantraika mivantana amin’ny sady maharesy lahatra ny fo amam-panahy.
Mbola somary maivan-danja sy tsy maharesy lahatra ary tsy tena mahafa-po ny fahazoana email na sms na mp isanandro, eny fa na dia feno tenim-pitiavana aza. Raha ampitahaina min,ny fihina na maso mifampijery na tanana mifampitantana fotsiny ohtatra


tsy haiko fa lasa manahy eeeeeeeeee! zay ngamba no azoko lazaina !! tsy haiko , variana amina inona re? sipa ve? namana ve? asa ve? etc... le hoe adaboka aloha tsy eo aminao ny toerana dia moramora amina ny miteny an'ilay izy fa sarotra ny manajanona relation tampoka nefa ianao mbola tena ao anatin'ilay fitiavana....