image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 2

Salama daholo,
Tovovavy 27 taona aho, mipetraka eto Antananarivo, efa miasa no sady mbola mianatra, mbola mpitovo, tsy mbola nanambady mihitsy ary tsy mbola niteraka. Mitady namana lehilahy aho, 28 hatramin'ny 33 taona. Tsy dia manana fepetra loatra fa mba lava sy malemy fanahy.
Mirary soa o!


murielleratoarobaseyahoo.com tompoko! :-)