image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Publications: 11916

Ampiko kely, olona mipetraka Antananrivo de préférence, merci !


Tena préférence Antananarivo no tadiavinao ko........... Saika mbo hiditra kandidŕ ihany mantsy aho, fa za nefa avy ety Ambohitradongy Ambalavao. Tsy lany ialahy zany ry trandraka ./.


Harisoa Mba maniry ny ho eo anilanao aho ,saingy indrisy fa dia efa voahilika sahady ,satria 60 ans aho izao ,retraité niasa tany ivelany foana ,maty vady ary ny ankizy efa tafita daholo .Izahako irery sy ny mpanampy no mipetraka amin'ny trano be tsra tarehy sy tokotany malalaka be ,soa ihany fa maro anaka le io ka izy no mba namako .Ny mba tiako hahatongavana dia mba ovay le taona fa very ny toa anay ,ny taona no ambony fa fitaoavana rehetra mbola mahery vaika daholo Eritrereto ihany e


Dadatoa be< "ny taona no ambony fa fitaoavana rehetra mbola mahery vaika daholo" <io


Dadatoa be<<<< mitady namana za fa ra mety dia apetrao ny mail anao, dia any tsika miresaka !!! tu es mon ainé de 30 ans !!!


Vehivavy koaTsara be ilay hevitra avy amindry ,saingy raha 30 kosa mihoatra kely ny taonan janako vavy izany ka ohatran'ny tsy mety amiko .Tena tsoriko fa le manomboka eo amin'ny 40 eo no tena mety e ,aza natao mahasorena fa hevitra hampiadiana moa ny antsika .


Dadatoa be< tsy sahy indray i dadatoa be, nefa ilay fitaovana oe mbola mahery vaika be, izay anie no manaitra ny olona eto e! inona ary ty kivy kivy ity!.......<hum


Fa tsy efa nametraka mail kosa vé i Harisoa é!? izay liana aminy dia efa manoratra any avy hatrŕny. Ny tsara ho fantatra fotsiny dia ny hoe : aiza ho aiza ao Antananarivo ianao no mipetraka (malalaka ihany ny Fokontany iray ka inoako fa tsy dia misy olana ny ilazŕna azy eto)