Iza no mitovy amiko ato! ny zanako dia maditra, mapijaly ray aman-dreny , tsy azo toroina hevitra anefa ny hahasoa azy no itenenana azy, miezaka fona mampianatra azy nefa hoy izy oe ts liana am fianarana iz fa mila miaina ny fiainany, efa 20 taona izy ankehitriny! manoloana ny ataony dia mitomany foana n vadiko, nefa koa izy manana fon-dreny ka tsy foiny n zanany na maditra toy inona aza, za ndray no itezeram-badiko raha vao mibedy ny zanakay! mila torohevitra ah satria tsy tiako ho simba ny hoavinjanako