image not found image not found image not found image not found image not found
Allez vers Moov.mg
Member
Publications: 280

Ilay tokampo lou d tena maro , saingy noho n fitsiriritana dia manondrana n sasany! ny sainy no mibaiko fa ts n fony


Tena misy tokoa izany! ireny ilay miaraka dieny eny am lycée ka lasa mpivady ireny!


Tandremo fa mahavanin-doza ny olona tokampo an


Ilay tokampo lou d tena maro , saingy noho n fitsiriritana dia manondrana n sasany! ny sainy no mibaiko fa ts n fony


Ny maha lasa ny olona ts tokam-po intsony dia ny fahaloton'ny sainy


Aleo tsy tokam-po fa lasa adala amzan


Ny tena adalana koa ane de ny manankim-po be loatra aman'olona e! nefa tadidiavo fa olona iany iny, mety hamitaka anao koa


Eliana>> mbola ho sendra azy ianao ka ho gaga!!!


Manahirana miaina miaraka amin'ny olona tokam-po ! heveriny fa zavatrany ianao ! possessif be iz amzay