Coucou daholo , lasa hafaha mihitsy mampiasa ity vao² ity
Jonson> Mazotoa mihinana vokatra avy @ soja fa il parait hoe manampy mba ampatevina ny endomètre ny soja
za koa izy> tongasoa eto ! aza kivikivy zany aki fa vao tena manomboka ianareo izao, mety ho lava , mety ho fohy fa ny saina mila atao mahery! , efa nande gygy nareo, dia inona no tena olana tsy mampipetraka azy?
Novice 2> en rupture mihitsy hono ireny fa teo @ pharmacie ampandrana est za no ni commande dia une semaine dia tonga. sinon, manontania ihany ao @ pharmacie ambohimahitsy fa tao koa no nividianako farany (vao aingana), 1 sisa no tao sia mety efa manana vao² zareo zao.